|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandanjana |
| Fototeny | 2lanja |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fijerena, fanombanana ny havesatry ny zavatra amin' ny alalan' ny mizana.
5Fandinihana, fiheverana izay mety ho vokatry ny atao; fanombantombanena. [1.1] 6fomba entina mamantatra vesatra. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7l'action de peser, la balance, les instruments pour calculer, pour prendre les mesures.
[1.3#385] 8pesée; mesure de masse. [1.13] |
| Ohatra |
9 Tsy nisy fandanjana, na fandrefesana, na fitsapana tao.
[2.472#]
10 na fandanjana, toy ny raha hanam-bady, na hifidy asa, fa amin' ny raharaha andavanandro, hoy izy, iza no handany andro hikaroka izay antonony. [1.379#] |
| Voambolana | 11 Fizìka |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 13Randzavola: fandanjana ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|