|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandanja |
| Fototeny | 2lanja |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mandanja na manombana ny havesatry ny zavatra amin' ny alalan' ny mizana.
5Azo lanjaina. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6Ce qu’on peut peser, examiner , calculer, manière de peser.
[1.3#385] |
| Ohatra |
7 Samy diso fandanja sy diso fandrefy: ka iza àry no itokianao sy itokian' ny olona hahalala ny marina?
[2.296#]
8 ... ny mofo manify tsy misy lalivay, ny endasina amin' ny lapoaly sy ny zavatra voaharo, ny zavatra fandanja amam-pamatra rehetra. [2.996#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|