|
|
|
|

Teny iditra1 mifandanja
Fototeny  2lanja
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Mitovy lanja: Mifandanja ny havesatr' ireto boky ireto.
5Mifanentana: Mifandanja amin' ny harenany ny fahalalahan-tanany ~ Mifandanja amin-dRazazalahy tokoa Razazavavy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6proportionnel. [1.13]
Ohatra  7 raha manao fofonaina mifanerana hianao / mba manao fitia mifandanja aho. [2.131]
Voambolana  8 Matematika: alijebra
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08