|
|
|
|

Teny iditra1 lanjaina
Fototeny  2lanja
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Jerena amin' ny alalan' ny vato-mizanany havesany: Lanjaina ny akoho aty aminay rehefa amidy.
5Entina ambony soroka, antsorohina: Holanjaiko Rangahy fa omeo vola aho.
6Entina amin' ny filanjana: Tsy zakanay lanjaina io Ramatoa io fa botrefona izaitsizy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to be weighed; to be carried on the shoulders. [1.2]
8to be weighed; to be carried on the shoulder; to be considered. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9qu'on pèse; qu'on porte sur les épaules; qu'on considère. [1.8]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 ilanjana, 16 lanjaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02