|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 jono
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fandosirana mangingina (ny olona iasana na ny havana). [1.1]
Tsipelina hafa  4jony

Teny iditra (2/3)5 jono
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7Hanina atao amin' ny fintana hamandrihana hazandrano.
8Zavatra entina mitarika biby na olona mbahiditra amin' ny toerana tiana hahazoana azy: Ny boky ratsy no jono entin' ny sasany hamerezana ny tanora.
9Vokatry ny fakana biby na olona amin' ny famandrihana azy: Inona no jono azonareo?.
10Fitarihana na famandrihana biby na olona mba hahazoana azy: Atsaharo ny jono ny fanahin' ny ankizy madinika.
11Misy hevitra iraisana: tonta, vovo, harato, fintana, firombaka, tandroho, vela-pandrika, koromby, lontsomaka. [1.1]
12asa fitrandrahana hazandrano. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  13fish-bait. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14appât. [1.8]
15pêche. [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  30 fanangolena, 31 fandrika, 32 fanojikojena, 33 fitaka, 34 longoamitotobozaka
Ohabolana  35 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/3)36 jono
Sokajin-teny  37 anarana
Fanazavàna teny malagasy  38karazan-trondro monina amin'ny ranomamy izay tsy hita loatra ao. [Tanala] [1.78]
39Karazan-kazandrano madinika, boribory lavalava, mena ny tendrondrambony. [Bara] [1.1]
Voambolana  40 Haibiby: trondro

Fivaditsoratra  41 jono, 42 onjo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02