|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tandroho |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Karazana harona lehibe misy makarakara, vita amin' ny hazondrano ampifadidirina, ka atao fanihifana trondro na toho.
4(Mitovitovy amin' ny vovo ny tandroho, saingy toy ny sobiky ny bikany ary asaika ao anaty rano no faka hazandrano aminy, fa tsy mba apetraka fotsiny "miandry mahazo" ao anaty rano tahaka ny vovo; atao hoe manihika ny maka hazandrano amin' ny tandroho). [1.1] 5fitaovana fakana hazandrano. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6an open-weave basket used for dredging fish or shrimps.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7panier aux mailles ouvertes qui sert à prendre les poissons ou les écrevisses.
[1.8] 8nasse. [1.13] |
| Ohatra |
9 Mampiasa harato ny any fa tsy mba tandroho
[2.442#67]
10 Aza maniry trondro am-parihy, fa manan-tandroho tsara ladina [2.346] |
| Voambolana | 11 Fitaovam-piasana |
| Mpanahaka | 12 lombo, 13 vovo |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 15 tandroho |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
17(probablement de rohona : grondement du tonnerre).
18Nom donné à des arbres dont le bois sert de talisman contre la foudre (ody varatra). 19Ce sont suivant les dialectes :. 20Trachylobium verrucosum (Gaertn.) Oliv. 21(Fabaceae), le Copalier.. [Betsimisaraka] 22Afzelia bijuga (Colebr.) A. 23Gray (Fabaceae). 24Ce dernier propagé comme espèce de reboisement. 25Voir aussi indrarinandra, intsy.. [Taimoro, Taifasy] [1.196] |
| Voambolana | 26 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|