|
|
|
|

Teny iditra1 anjonoana
Fototeny  2jono
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#300]
Ohatra  4 Fony mbola ny zokiolona ihany no afaka nitantara, dia amin'ny fotoana mahavory ny mpianakavy, amin'ny folaka andro harivariva na alina, ka amin'ny vanim-potoana tsy ihazana, na anjonoana na ikarakarana ny fambolena no anatanterahana ny harivolana. [2.606]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12