|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manjono |
| Fototeny | 2jono |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Maka hazandrano amin' ny fintana: Nanjono trondro gain' izahay tamin' ny asabotsy hariva ka nahazo eran' ny harona.
5Maka trondro na hazandrano, na amin' ny fomba ahoana na amin' ny fomba ahoana: Nanjono amalona izahay fa tsy nahazo. 6Maka na mitarika olona amin' ny fomba kinga sy saro-toherina, manangoly, manojikojy: Nanjono ahy hiditra ao amin' ny antoko misy azy Rabe fa tsy nahomby. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to fish with hook and line.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8pêcher à la ligne.
[1.8] |
| Ohatra |
9 ireny no mpiara-mihaza amiko na mpiara-manjono rahefa tonga ny tonon-taona fanaovana izany.
[2.471]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 manjono, 16 manonjo, 17 monjona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|