|
|
|
|

Teny iditra1 jonoina
Fototeny  2jono
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Alaina amin' ny jono, alaina na tarihina amin' ny fomba kinga ary saro-toherina, angolena, kolikolena: Nojonoiny teny ny zana-dRakoto dia lasany tamin' ny farany. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 anjonoy, 10 jonoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12