|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 hidy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3fefy.
[Sihanaka]
[1.78] 4Zavatra natao hisakana ny varavarana na vata tsy hivoha na hisokatra avy hatrany rehefa vohaina: Very ny hidim-baravarana. 5Fisakanana tsy hivoha: Mafy hidy ve ity vata ity?. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a closure, a lock.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7serrure.
[1.8, 1.5.mg#144] 8fermeture. [1.8, 1.5.mg#144] |
| Ohatra |
9 Ndeha hiasa aho, Reniny a, hoy Rainitoandro tsy rototra sady manala hidy ny varavarana ihany.
[2.470#]
10 Efa nataon' i Dada tsara hidy sahala amin' ny isan-kariva ny vala, nefa mbola tafavoaka ihany ny omby. [2.472#] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 32Fikambanana 12 amin' io teny io |
| Ohabolana | 33 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 34Randzavola: hidy ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (2/3) | 35 hidy |
| Sokajin-teny | 36 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
37appellation botanique: Delonix leucantha.
[2.612] |
| Voambolana | 38 Haizavamaniry: hazo |
| Tovy hevitra | 39alamboronala, boy, fengoka |
| Teny iditra (3/3) | 40 hidy |
| Sokajin-teny | 41 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
42hidihidy.
[Taisaka]
[1.78] |
| Voambolana | 43 Fahasalamana |
| Fivaditsoratra | 44 dihy, Dihy, 45 hidy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|