|
|
|
|

Teny iditra1 voahidy
Fototeny  2hidy
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4fermé à clef, barricadé, mis sous clef, interdit: Voahidy io lalana io (Ce chemin est interdit, fermé). [1.3#244]
Ohatra  5 Nalala-tsaina izy, tsy voahidy tao anatina rijan-kevitra. [1.369#]
6 Nony voahidy ny trano dia lasa izy nihazakazaka nitsoaka any amin'i Fandrava hilaza izao toe-javatra izao, ka navadiny ny fomba filaza azy [2.895#92]
Tovy hevitra  7hinidy
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 ivadiho, 10 voahidy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02