|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihidy |
| Fototeny | 2hidy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Voatana tsy afa-mivoha: Efa mihidy ny vavahady.
5Mijanona ao anaty trano, izay notanana tsy ho afa-mivoha ny varavarana: Mihidy ao an-tranony ao Rabe. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be locked.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7être fermé à clé, être fermé.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Toy ny tamboho mihidy iray manodidina ny tanindrazako no fihevitro azy
[2.471]
9 Fantatro fa ao amin' ny trano mihidy ao i Manana. [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 16 midihy, 17 mihidy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|