|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fanidy |
| Fototeny | 2hidy |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina manidy: Atao ahoana no fanidy itỳ varavaranareo itỳ?.
5Azo hidiana: Tsy mba fanidy ny vota toy itony. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6ce qui se ferme, qu'on doit fermer, manière de fermer.
[1.3] |
| Kamban-teny rehetra | 7mamba noana tsy mahamasim-panidy |
| Teny iditra (2/2) | 8 fanidy |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
[fañidy]
10ody isakanana (anakanana) ny voay tsy hanaikitra - ody voay.
[Tanala]
[1.78] 11Ody ninoan' ny olona fahiny fa manakana ny voay na biby hala tsy hanaikitra: Biby tsy masim-panidy angaha io. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12a shrub used by the Betsileo as a charm against crocodiles; the skin of the person who is about to start on a journey being cut a little, and the scrapings from the root of this plant put on the wound.
13They also lick the root of the shrub for the same purpose. 14Toddalia aculeate, Pers. 15Same as roy (Betsim.).. [Betsileo] [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16(de hidy : état de tout ce qui est fermé, serré) Nom général des talismans contre les crocodiles.
17On employait jadis le bois de ces arbres ou arbustes pour tailler une arme pointue aux deux extrémités qu'on employait pour la chasse de ces animaux. 18Ce sont principalement :. 19Chaetachme madagascariensis Baker (Ulmaceae).. [Betsileo] 20Toddalia asiatica (L.) Lam. 21(Rutaceae). 22Cette dernière espèce jouit d'une grande réputation médicinale. 23L'écorce des racines est administrée en décoction contre les diarrhées profuses et les maladies de l'appareil urinaire ; l'infusion des feuilles est fébrifuge. 24La résine qui s'écoule des tiges lorsqu'on les entaille est ocytocique et abortive.. [Betsimisaraka, Tanala] [1.196] |
| Voambolana | 25 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody 26 Finoana |
| Tovy hevitra | 27roy |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 28 fadiny, 29 fanidy, 30 fidina, 31 finday |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/09 |
|