|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanidiana |
| Fototeny | 2hidy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanaovana izay tsy hahafahan' ny varavarana mivoha; fisakanana na fandrarana tsy ahazoa-mandeha.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5fermeture.
[1.13] |
| Fivaditsoratra | 6 andifiana, 7 fanidiana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|