|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  handro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanamasahana sakafo, fitanehana
4 Hamasaka, hamasahana: Tsy tsara handro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 the cooking of food [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 cuisson [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  20  Toe-karena: hanina
Kamban-teny rehetra  21 atody handro tsoboka

Teny iditra (2/2)22  handro
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny malagasy  24 [Antesaka] fiampofoana [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  25 [Antesaka] action de mettre devant soi, sur ses cuisses [1.82]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04