| Fanazavàna teny malagasy |
4Masahina amin' ny afo, na tenehina izany na ampangotrahina: Efa nohandroinao ve ny vary?.
5(Manana endrika roa hafa izay samy fampiasa tsara io teny io:.
61) ahandroina, izay nalaina avy amin' ny fifanahafan' endrika amin' ny matoanteny mpamari-toe-javatra ahandroana: Efa nahandroinao ve ny vary?.
72) andrahoina, izay teny mifamadi-baninteny amin' ny ahandroina ihany (jer.
8Ahazoana sy azahoana): Efa nandrahoinao ve ny vary?.
9Marihina fa amin' izy telo ireo, dia ity farany no be mpampiasa indrindra).
[1.1]
|