|
|
|
|

Teny iditra1 mahandro
Fototeny  2handro
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manamasaka zavatra miaraka amin' ny rano amin' ny afo: Mahandro mangahazo.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to cook. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6faire cuire, cuisiner. [1.8]
Ohatra  7 ady mamafa trano izy no mahandro vary. [2.442#]
8 manarana ny mahandro vary amin' ny saba vy. [2.285#]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 homandra, 16 mahandro, 17 mandraho

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02