|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 ananana
Fototeny  2anana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  4to be owned, to be possessed. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5qu'on possède. [1.3#35, 1.8]
6qu'on a: Andriamanitra ni ihavian' ny zavatra rehetra ananantsika (C'est de Dieu que nous vient tout ce que nous possédons). [1.3]
Ohatra  7 Kanefa tsy ananana izany sady tsy azo. [2.346]
8 ka mbola mipetraka amy ny tanin drazana, sy izay ananana kely eto. [2.59#121]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  12fo afaka tsy ananan-tsiny
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)14 ananana
Fototeny  15anana
Sokajin-teny  16 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  17dont on a, sur qui on a une créance: Ny voankazo tahaka ireny no ananako betsaka (J'ai beaucoup de fruits de cette espèce) ~ Ananako vola roapolo izy (J'ai sur lui une créance de vingt piastres, il me doit vingt piastres). [1.3#36]
Haiendriteny 
18 Ny ankehitriny :
19 Ny lasa :
20 Ny hoavy :
21 Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)22 ananana
Fototeny  23hana
Sokajin-teny  24 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#211]
Haiendriteny 
25 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02