|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hinana |
| Fototeny | 2hana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4fototeny faharoa avy amin' ny fototeny voalohany hana nasiana sisika in (h-in-ana) ; mbola ny fototeny voalohany hana ihany koa no niavian' ny matoantenin' ny iharana hanina sy ny teny misy sisika na tsofoka om (h-om-ana): homana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.12] [1.3] |
| Ohatra |
5 ka amy ny sivy mehery vao nitsahatrin'ny hinana dia vao nijery ny miaramila France indray izay nandihy, ka namelom-bovoka be hiany, sy mitabataba amy ny dihy.
[2.59#]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 17Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 18 Hananì, 19 hanany, 20 hanina, hañina, 21 hinana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|