|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 mpanana
Fototeny  2anana
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny frantsay  4celui qui possède.
5riche. [1.3]
Ohatra  6 Zanak'olo-mpanana, hono, Rahanta sy Rambolatiana. [2.817#]
7 Na ny mahantra na ny mpanana samy efa nobaboiny avokoa. [2.895#176]
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)10 mpana
Fototeny  11hana
Sokajin-teny  12 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13celui qui prend à intérêt. [1.3]

Teny iditra (3/3)14 mpanana
Sokajin-teny  15 anarana
Fanazavàna teny frantsay  16chef, patron. [1.60#161]

Fivaditsoratra  17 mpanàna, mpanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02