|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 ha- |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe hatra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3tovona atao ao alohan' ny anarana sasany hilaza refy: rano halohalika, fefy havalahana, hahekika, hatenda... ary amin' ity izy dia fanafohezana ny hatra, hatreo, hatramin' ny: hatramin' ny lohalika, hatramin' ny valahana, ....
[1.10] 4Fanafohezana ny hoe Hatra izay atovona amin' ny anaran' ny faritra sasantsasany amin' ny tena mba handrefesana ny halalin' ny zavatra toy ny rano na lavaka: Hahelika: hatreo amin' ny helika. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a contraction of hatra, meaning up to: havaniana.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6abréviation de hatra, sert à former des adverbes marquant la hauteur ou la profondeur: halohalika ~ hahelika ~ havava.
[1.3] 7jusqu'à. [1.5] |
| Teny iditra (2/4) | 8 ha~ |
| Sokajin-teny | 9 tovona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
10Tovona atao: a) eo alohan' ny mpamaritra milaza toetra mba hanaovana anarana milaza toetra ihany koa: Halava, hatsara; b) eo alohan' ny mpamaritra milaza toetra mitovana ina mba hanaovana matoantenin' ny iharana mifamaly amin' ny matoantenin' ny mpanao mitovona mana: Hatsaraina (manatsara), hafohezina (manafohy).
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11a prefix to adjectives making them into abstract nouns, as hatsara, goodness, from tsara, good..
[1.2] 12prefix used : a) to form abstract nouns. 13as : havo, high; hahavo, height; b) in forming passive verbs as : fohy, short; hafohezina, to be shortened. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14préfixe, sert à former: a) des noms abstrait, ex.
15: havo, haut, hahavo, hauteur; b) des verbes passifs, ex. 16hafohezina, qu'on raccourcit. [1.8] |
| Teny iditra (3/4) | 17 ha |
| Sokajin-teny | 18 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
19odre!.
[Tanosy]
[1.78] 20Tenim-piontanana maneho: hatairana: Ha! marary hoe i dada?; fiaikena: Ha! marina tokoa lahy ny tanin' ilay Rangahy!; fandavana (tononina fohy): Ha, aza alana eo io sary io. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
21an exclamation of approbation, disapprobation, or surprise.
22Hah! It is sometimes repeated, as Ha! Ha! Ha! There now!. [1.2] |
| Ohatra |
23 ha, iza izany, hoy ny mpanjaka?
[1.508#]
24 ha, hoy Ratovo, inona no antony? [2.895#] |
| Teny iditra (4/4) | 25 Ha
![]() |
| Sokajin-teny | 26 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
27Singa mivaingana, faha-105 amin'ny fisokajiana miherina..
[3.1] |
| Voambolana | 28 Simia |
| Tsanganana sy sary iray takila |
29 Fisokajiana miherina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|