|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 havava |
| Singan-teny | 2hatra, 3vava |
| Sokajin-teny | 4 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Hatreo amin' ny vava ny halaliny.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6up to the mouth.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7Jusqu'aux lèvres.
[1.3] 8jusqu' à la bouche. [2.415] |
| Ohatra |
9 Ny hafaladia no afaka, fa ny havava no sisa (fomba ilazana fa vao kely foana no vita miolotra amin' ny mbola hatao.
[2.436#]
|
| Voambolana | 10 Toerana |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 havava, 13 vavaha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|