|
|
|
|

Teny iditra1 hatsara
Fototeny  2tsara
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny anglisy  4excellence; goodness. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5l'état de ce qui est beau, bon. [1.3#754]
6excellence; bonté. [1.8]
Ohatra  7 Miankina amin' ny fitaovana ampiasaina anefa ny hatsara sy hazavan' ny famotopotorana sy fanadihadiana atao; [4.27#]
8 Nozarina hifoka sy higoka izany hatsara sy hanitry ny zava-kanto frantsay izany ny zatovo malagasy, ka dia nanadino tsikelikely ny hatsara na ny hanitry ny maha-Malagasy azy. [1.317#]
Haiendriteny 
9 Tsotra :
10 Tovonana :
Tovy hevitra  11fahatsara
Kamban-teny rehetra  12manana hatsaram-panahy

Fivaditsoratra  13 hatsara, 14 sahatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08