|
|
|
|

Teny iditra1 hafohezina
Fototeny  2fohy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao fohifohy kokoa, hakelezina ny halavany: Hafohezo araka izay azo atao ny teninao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5see fohy.. [1.2]
6to be shortened. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on raccourcit. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12