|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 etsaketsahana |
| Fototeny | 2etsaketsaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Velezina mafy sy an-kisesy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5qu'on frappe à coups redoublés.
[1.3#132] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 10etsaketsahina |
| Mpanahaka | 11 alakasina, 12 darofana, 13 dinahina, 14 doanana, 15 dobofana, 16 dobohana, 17 donafana, 18 fetrehina, 19 fetsahina, 20 galamoina, 21 goanana, 22 havohana, 23 havokavohana, 24 lakasina, 25 latsafana, 26 latsahana, 27 lazoina, 28 tonafana, 29 vangoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|