|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lazoina |
| Fototeny | 2lazo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Aserantserana amin' ny afo: Tokony holazoina ilay volotsangana vao notapahina.
5Asian' ny amban' aretina, asian' aretina mbola mikotrika: Angamba lazoin' ny kitrotro itỳ zaza itỳ. 6Asiana: Lazoin' ny hainandro ny andohako. 7Atarazoka; atao izay hahela: Tsy ho vita na oviana na oviana itỳ raharaha itỳ fa lazoinareo lava. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8to be made to fade, to be wilted; to be softened by fire.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9qu'on fait ternir; qu'on flétrit, qu'on ramollit auprès du feu.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 alozina, 16 lazoina, 17 lozaina, 18 loziana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|