|
|
|
|

Teny iditra1 latsafana
Fototeny  2latsaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ianjerana: Nolatsafan' ny antsy ny tongony ka nantira.
5Asiana: Nolatsafako diamanga ilay mpangalatra ka nidaraboka. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  10latsahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12