|
|
|
|

Teny iditra1 dobohana
Fototeny  2doboka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Velezina mafy ka miteraka feo migoboka izany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5qu'on fait retentir, résonner. [1.3]
Ohatra  6 Nodobohany totohondry ny lamosiko [1.1]
7 Aza dobohanao tahaka izany ny ngorondon-kazo (Ne faites pas ainsi résonner le plancher) [1.3]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  12dobofana
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02