|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vangoana |
| Fototeny | 2vango |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Asiana, velezina, kapohina mafy: Novongoany ny zandriny ka nivanditra ny ronjony.
5Akesokesoka, arapadrapaka. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 10manam-be hovangoana |
| Fivaditsoratra | 11 avongana, 12 vangoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|