|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 goanana
Fototeny  2goana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Vohaina mafy miriadriatra: Nogoanany ny varavarana ka taitra ny zazakely.
5Atomboka, tohizina: Goany kosa indray ny anjaranao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be knocked at, to be rapped at. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on ouvre avec bruit. [1.3#198]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12 goanana
Fototeny  13goana
Sokajin-teny  14 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  15to be made to do something, to be made to go at it. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  16qu’on publie, qu’on commence, qu'on continue. [1.3#198]
Haiendriteny 
17 Ny ankehitriny :
18 Ny lasa :
19 Ny hoavy :
20 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  21 aongana, 22 goanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12