|
|
|
|

Teny iditra1 esculenta    
Sokajin-teny  2 anarana
Voambolana  3 Haizavamaniry: karazana ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Colocasia esculenta  4barara, 5horirika, 6hoririny, 7kiboan-tsaonjo, 8sahomamy, 9sahomavo, 10sahombia, 11sahonga, 12sahongoaka, 13sahono, 14saoña, 15saonasaona, 16saonjo, 17saonjofotsy, 18saonjohary, 19saonjohoririka, 20saonjokira, 21saonjomamy, 22saonjomanga, 23saonjondramandady, 24saonjondrano, 25saonjoramandady, 26saonjorano, 27saonjorika, 28sohono, 29sonjo, 30taho, 31taro, 32tazo
Dioscorea esculenta  33mavondro
Hydnora esculenta  34voantany

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/28