|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 saonjo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Zavamaniry fihinambody izay mafotrafotra tsara tsiro ("tafondro miandry tsena" no anaram-bosotra omen' ny olona ny saonjo raha eny an-tsena amin' izato bikany boribory lavalava miendrika tafondro tokoa rehefa mitandahatra).
4Misy karazany roa lehibe ny saonjo, dia: a) ny saonjo mamy, izay kelikely malamalama sy mamimamy, ary b) ny saonjo ramandady, izay mafotrafotra nefa tsara tsiro.. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5the edible arum root, taro.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6Arum esculentum, ou mieux Gouet comestible.
7Créole: songe. [1.3] 8arum ou taro; ses racines comestibles. [1.8] 9(peut être de aonjo : qu'on fait agiter par les vagues ; on transportait toujours une bouture de cette plante alimentaire à bord des pirogues depuis les temps immémoriaux). 10D'après d'autres sources, ce nom pourrait venir de sahona, sols bourbeux, fondrières. 11Colocasia esculenta (L.) Schott (Araceae). 12Nom cité par Malzac et tous les auteurs même les plus anciens. 13C'est une des plus vieilles plantes cultivées avec l'igname (dioscorea). 14Sous les tropiques humides, la multiplication des plantes par bouturage a sûrement été la première méthode connue, bien avant l'ensemencement des graines. 15Tubercules comestibles. 16On consomme aussi les feuilles cuites, à la manière des épinards. 17Certaines variétés sont spécialisées soit pour leurs feuilles, soit pour leurs tubercules.. [Merina, Betsimisaraka, Betsileo] [1.196] |
| Ohatra |
18 Ny saonjo no foto-piveloman' ny mponina.
[2.270#]
19 Ny ravin' ny Akomlro sy ny saonjo dia tahaka izany. [1.357#] 20 Izaho nihinana saonjo sy vomanga tamin' ny maraina, hoy aho. [2.472#] |
| Voambolana | 21 Haizavamaniry: anana |
| Tsipelina hafa | 22sonzo |
| Kamban-teny rehetra | 23Fikambanana 12 amin' io teny io |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 25 Saonjo |
| Sokajin-teny | 26 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Voambolana | 27 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | 28 anjoso, 29 Saonjo, saonjo, 30 sonjoa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|