|
|
|
|

Teny iditra1 saonjorano
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazan-tsaonjo tsy fihinana ny vodiny fa ny raviny kosa (izay tena atao hoe horirika) dia fanao fangaron-daoka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4(comme saonjondrano).
5Variétés âcres, semi-sauvages de Colocasia esculenta (L.) Schott (Araceae).. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  6 Haizavamaniry: ahitra
Tovy hevitra  7saonjondrano
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19