|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/6) | 1 erana |
| Fototeny | 2era |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Angatahan-dalana: Erao kely aho fa tsy afaka hiasa anio.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/6) | 9 erana |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11Izay mahafeno ny haben' ny zavatra anankiray manontolo, ka mety hilaza: -- fatra izany: Kely lavitra ny eran' ny sotro noho ny eran' ny kaopy; -- na halehibeazana: Ny eran' ny lohanao ihany no halaiko ho marika hanaovana ny satrony satria mitovy ny iohanareo; -- na fetra: Aza matahotra ianao fa hataoko ny eran' ny aiko; -- na habe: Ohatrinona ny eran' angady amin' ny toerambomanganao?.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12a full measure.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13mesure pleine; ce qui est possible.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 19Fikambanana 9 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/6) | 20 erana |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
22harim-bilany, molaly.
[Sihanaka]
[1.78] |
| Teny iditra (4/6) | 23 eraña |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
25erana.
[1.13] |
| Teny iditra (5/6) | 26 erana |
| Sokajin-teny | 27 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
28espace.
[1.13] |
| Voambolana | 29 Matematika: alijebra |
| Kamban-teny rehetra | 30Fikambanana 14 amin' io teny io |
| Teny iditra (6/6) | 31 erana |
| Sokajin-teny | 32 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
33(de erana : qui est capable de contenir quelque chose ; du malais sedang).
34Nom de divers cyperus (Cyperaceae) avec lesquels on tresse des corbeilles, des paniers, des instruments capables de contenir des grains ou d'autres produits de l'agriculture. 35Ce sont notamment :. 36Cyperus latifolius var. 37herana (Cherm.) Cherm.. [Betsimisaraka, Tanosy] 38Cyperus latifolius var. 39solidifolius (Boeckeler) Cherm.;. 40Cyperus dives Delile (Cyperaceae) .. 41Voir aussi herana.. [1.196] |
| Voambolana | 42 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 43 Anera, 44 eraña, erana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|