|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifanerana |
| Fototeny | 2erana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mitovy hatiana, lanja, habe: Mifanerana tsara amin' ny lohanao io satroka io fa vidio.
5Mifanaraka, mifanentana: Mifanerana amin' ny hareny ihany ny vola laniny ka tsy mampaninona azy. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 9tsy mifanerana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|