|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 erà |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ambony; toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotro iny / Avy any erà no nidina itỳ lakana itỳ.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4amont.
[1.3#128] |
| Voambolana | 5 Toerana |
| Tovy hevitra | 6ira |
| Tohi-kevitra | 7ava |
| Kamban-teny rehetra | 8Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 9 era |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11Enti-milaza fifampiraharahana na fanalalanana.
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (3/4) | 18 era |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
20filazana.
[Taisaka]
[1.78] 21fifanarahana. [Bara] [1.78] 22Fangatahana na fiangaviana lalana alohan' ny hanao zavatra: Efa vita era tsara tamin' ny rainao ve ny handehananao?. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
23consent, permission.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24permission.
[1.3#128, 1.8] 25action de consulter, de demander conseil, consentement. [1.3#128] 26action de demander la permission. [1.8] 27avis. [Taisaka] [1.82] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 39Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (4/4) | 40 era
![]() |
| Sokajin-teny | 41 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
42fanisana taona manomboka amin' ny nisehoan' ny zava-dehibe anankiray.
[1.17] |
| Fivaditsoratra | 43 are, 44 era, erà, 45 rea |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|