|
|
|
|

Teny iditra1 molaly
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Zavatra maintimainty mikiramborambo eny amin' ny valindrihana sy ny rindrin' ny trano anaovana afo izay avy amin' ny setroka mitangorona eny mandavantaona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4soot. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5suie. [1.8]
Ohatra  6 Mitsilany izy ka ny valin-drihana ikiraviravizan' ny molaly no tandrifin' ny masony. [2.470]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 12 amin' io teny io
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 lamoly, 11 lômaly, lomaly, 12 malilo, 13 milalo, 14 molaly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03