|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 elanelana |
| Fototeny | 2elana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Ny afovoany: Ny fanondroadala dia eo anelanelan' ny fanondro sy ny monarapoana.
5Ny tsy itoviana: Ny elanelan' ny 9 sy ny 4 dia 5. 6Halaviran-toerana mampisaraka zavatra na tanàna anankiroa Be elanelana loatra ireto andry ireto: Ohatrinona ny elanelan' Antananarivo sy Ambohimanga?. 7Ny eo afovoan' ny roa tonta ka tsy momba ny atsy na iroa: Aoka fa ianao no ho elanelan' ny adinay. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8the time or place between; a go-between.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9intervalle de temps ou d'espace.
[1.8] |
| Ohatra |
10 Ny lalambe no elanelana ny tsena sy Ambohitsorohitra.
[2.48]
11 Nahoana moa raha izaho no atao elanelana mampiray anareo? [2.499] 12 Tsy ampy halainao indroa alina intsony izany elanelana izany. [2.643] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 33elakelaka |
| Mpanahaka | 34 alanalana, 35 aloalo, 36 ebanebana, 37 elanelana, 38 evanevana, 39 tamotamoelanelantsoratra, 40 tsyannyatsytsyannyaroa, 41 tsymombanyatsytsymombanyaroa |
| Kamban-teny rehetra | 42Fikambanana 18 amin' io teny io |
| Ohabolana | 43 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|