|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanelanelanana |
| Fototeny | 2elanelana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Alalana, fangatahana atao ho an' olona: Tamin' ny fanelanelanan-dRanaivo no nahazoako io tombon-tsoa io.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5l'arbitrage, la médiation.
[1.3#122] |
| Ohatra |
6 mazava ho azy fa izany no manosika ny olon-tsotra hangataka fanelanelanana sy/
[4.27#]
7 Nanaiky ny fanelanelanana Rehandry fa Somongay nandà ka dia nitohy ihany ny ady. [2.508#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|