|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 mpanelanelana
Fototeny  2elanelana
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Olona alaina hitsara ady na hampifanaraka olona roa miady; atao koa hoe elanelampanahy: Mifidy olona ho mpanelanelana.
5Olona alaina mba hampifandray ny tena amin' olon-kafa raha misy zavatra angatahina amin' ity faharoa;mpanalalana: Ny Razana ve no mpanelanelana antsika amin' Andriananahary. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6intermédiaire; médium. [1.13]
Ohatra  7 Honneger no mpanelanelana nahefa tamin' izany. [2.356#]
8 Ary raha ain' olona no hotsaraina, dia atao avo sasaka ny mpanelanelana. [1.123#]
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)10 mpanelanelana
Fototeny  11elanelana
Sokajin-teny  12 anarana
Fanazavàna teny malagasy  13singa hazo na vy anambarana na anamafisanâ zavatra roa na maromaro. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  14entretoise. [1.13]
Voambolana  15 Haitao

Teny iditra (3/3)16 mpanelanelana
Fototeny  17elanelana
Sokajin-teny  18 anarana
Fanazavàna teny malagasy  19ana mitondra vovobony. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  20agent pollinisateur. [1.13]
Voambolana  21 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Tovy hevitra  22mpitati-bovobony

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08