|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mielanelana
Fototeny  2elanelana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Misy elanelana: Nielanelana lahy roa Rasoa sy Ravao ~ Nielanelana roa volana ny nahaterahan'ireo mpanoratra roa ireo.
5Mitsangana ho mpanelanelana: Tsy naharitra fa nielanelana ny anadahin' izy mirahavavy. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10 mielanelàna
Fototeny  11elanelana
Sokajin-teny  12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mielanelana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 mielanelana, mielanelàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05