|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 doboka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Feon-javatra midafoka, mipoaka, ka mirohana sy migoboka.
4Feon' ampongabe velezina na ny zavamaneno sy ny feon' ny olona manao feo ambany dia ambany: Henonao izany dobok' amponga izany ?. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a thumping sound, as of a drum.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6son retentissant, sourd, comme celui des tambours, des vagues qui se brisent, des cascades, du bourdonnement des oreilles, d’un coup de poing sur le dos.
[1.3] 7son de battement, comme d'un tambour. [1.8] |
| Ohatra |
8 Ny hira, ny kabary, ny dihy, ny feon-dikanga sy ny doboka amponga, izay samy mbola tsy hitako daholo, izany no fanaperana amin' ny fampisehoana tamiko.
[2.472]
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 22 Feo |
| Kamban-teny rehetra | 23Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 25 doboka |
| Sokajin-teny | 26 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
27Enti-milaza fijanonana, fipetrahana elaela amin' ny tany na toerana iray..
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 38 doboka, 39 kadobo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|