|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fidoboka
Fototeny  2doboka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4la manière de résonner. [1.3#440]
Ohabolana  5 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)6 fidoboka
Fototeny  7doboka
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9état de celui qui stationne. [1.3#440]
Ohatra  10 Nafana daholo ny tenako rehetra, nirotoroto fidoboka ny foko. [2.4#]
11 Efa impiry ny vavako no nanaporofo izany taminao ry Dolfa, efa impiry ny foko no mafy fidoboka teo anatrehanao ry Dolfa. [2.895#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02