|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fidobohana |
| Fototeny | 2doboka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Famoahana feo mafy sy migoboka: Ny fidobohan'ny amponga no nanaitra ny manodidina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Le retentissement.
[1.3#110] |
| Teny iditra (2/2) | 6 fidobohana |
| Fototeny | 7doboka |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9Fitoerana, fipetrahana, fijanonana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10L'action de séjourner, le temps, le lieu du séjour.
[1.3#110] |
| Ohatra |
11 Mbola voatahiry vavolombelon' ny lasa nanatrika tsy tapaka tao ireo sezabe voamboana vitsivitsy "fidobohana", sy ny fanaka nisy fita-ratra nitahirizam-boky, lova navelan' ny LMS.
[2.356#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|