|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 adoboka
Fototeny  2doboka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Entina mandoboka na mampisy feo lehibe re.
5Atao midoboka, maneno mikotrokotroka: Nadobok' ilay zaza ny amponga ka taitra ny manodidina. [1.1#24]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10 adoboka
Fototeny  11doboka
Sokajin-teny  12 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  13Asaina mijanona, mipetraka, mitoetra. [1.1#24]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12