|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 midoboka
Fototeny  2doboka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Midafoka mafy ka mirohana sy migoboka: Andeha isika fa midoboka ny amponga ~ Nisy nanipy vato tao amin' ny farihy ka nidoboka ny rano.
5Mipaika: Nidoboka ny foko teo am.piandrasana ilay vaovao.
6Misamonomonona: Midoboka ny roina misy rano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to thump; to sound like a drum. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8donner un son de tambour; produire des sons sourds ou mats. [1.8]
Ohatra  9 Ny ranomasina midoboka moramora. [2.499#]
10 Inona ary izany : Mivelatra ilay malemy, ka midoboka Raotozafy? [2.69#]
11 Farany, iry erý ny tranon-dry Dada ! midobodoboky ny hafaliana ny am-bavafo. [2.356]
12 Dia ho izay henonay midoboka izay tokoa ve ny vatan-tsambo midona amin' ny vato? [2.471#]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Ny lasa :
15 Ny hoavy :
Voambolana  16 Feo
Tovy hevitra  17midobodoboka
Mpanahaka  18 mitepotepo, 19 mitotototo, 20 mitotovary

Teny iditra (2/2)21 midoboka
Fototeny  22doboka
Sokajin-teny  23 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  24Mitoetra, mipetraka, mijanona elaela amin' ny toerana iray: Nidoboka tany an.tsena tany ry zareo. [1.1]

Fivaditsoratra  25 mibodoka, 26 midoboka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12