|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 saboboka |
| Fototeny | 2boboka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mivonto be, mibibaka sahala amin' ny zavatra vonto rano, bobo-drano; enti-milaza koa ny zavatra nosesehana rivotra na rano ka niavovona sy tonga lehibe.
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 6mivozihitra, mizihitra |
| Mpanahaka | 7 mivozihitra, 8 mizihitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|