|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sinibe |
| Singan-teny | 2siny, 3be |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Siny makadiry atao fitahirizan-drano ao an-trano.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6citerne.
[1.13] |
| Ohatra |
7 sinibe no fenoina katsaka efa novoasana ary tanehina eo izany mandra-pahamasany.
[2.472]
8 sinibe tsy mahatan-drano izany va no asany? [2.131] |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|