|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 bobaka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-milaza fivontosana be, fizihirana makadiry. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4forte enflure, grosse tumeur. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  11 Fahasalamana

Teny iditra (2/4)12 bobaka
Sokajin-teny  13 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  14Be dia be, zavon-tany: Bobaka ny manga ao an-tsena.. [1.1]

Teny iditra (3/4)15 bobaka
Sokajin-teny  16 anarana
Fanazavàna teny frantsay  17Plante dont les feuilles sont employées en sparterie pour la confection de nattes et sacs grossiers.
18On s'en sert pour emballer le charbon de bois.. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  19 Haizavamaniry

Teny iditra (4/4)20 bobaka
Sokajin-teny  21 anarana
Fanazavàna teny frantsay  22amadou.. [Tankarana] [1.19]

Fivaditsoratra  23 baboka, 24 bobaka, 25 kobaba

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19