|
|
|
|

Teny iditra1 mihaboboka
Fototeny  2boboka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  [miaboboka] 4to bloat, to swell out as a corpse.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5se gonfler, être gonflé, en tas. [1.3]
Ohatra  6 Tsy midika akory izany fa tsy mihetsika izy na lany andro na mihaboboka, saingy ho sandan' ny faharetany sy ny fiantohana azy dia somary sahirana izy hifanaraka amin' ny toetr' andro. [1.369#]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12